Salamo 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary aza avela ho sahisahy hanao an’izay tsy tokony hatao ny mpanomponao;+Aza avela hanjaka ao amiko izany toe-tsaina izany.+ Amin’izay dia tsy hanan-tsiny aho,+Ary tsy ho meloka ho nanao fahotana lehibe.* Romanina 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Ary aza avela ho sahisahy hanao an’izay tsy tokony hatao ny mpanomponao;+Aza avela hanjaka ao amiko izany toe-tsaina izany.+ Amin’izay dia tsy hanan-tsiny aho,+Ary tsy ho meloka ho nanao fahotana lehibe.*