-
Salamo 119:144Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
144 Marina mandrakizay ny fampahatsiahivanao.
Ataovy mahira-tsaina+ aho mba ho velona foana.
-
-
Mpitoriteny 3:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fantatro fa haharitra mandrakizay ny zava-drehetra nataon’ilay tena Andriamanitra. Tsy azo anampiana na analana izany. Nataon’Andriamanitra hoatr’izany mihitsy ny zava-drehetra, mba hahatonga ny olona hatahotra azy.+
-