Jeremia 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Iza no tsy hatahotra anao, ry Mpanjakan’ireo firenena+ ô? Fa mendrika an’izany ianao.Fa tsy misy toa anao mihitsyEo amin’ny olon-kendry rehetra eo amin’ireo firenena sy eo amin’ny fanjakany rehetra.+ Apokalypsy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”
7 Iza no tsy hatahotra anao, ry Mpanjakan’ireo firenena+ ô? Fa mendrika an’izany ianao.Fa tsy misy toa anao mihitsyEo amin’ny olon-kendry rehetra eo amin’ireo firenena sy eo amin’ny fanjakany rehetra.+
4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”