-
2 Samoela 7:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Koa ankehitriny, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, ianao no tena Andriamanitra, ary marina ny teninao.+ Nampanantena an’izany zavatra tsara izany tamin’ny mpanomponao ianao.
-