-
Salamo 101:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tsy hisy mpamitaka hipetraka ao an-tranoko,
Ary tsy hisy mpandainga hijoro eo anatrehako.*
-
-
Salamo 119:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Aza avela handeha amin’ny lalana feno fitaka+ aho,
Ary iantrao ka ampahafantaro ny lalànao.
-