Salamo 1:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 3:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manadino ny fampianarako,* anaka,Ary enga anie ny fonao hankatò ny didiko! 2 Fa hahatonga anao ho lava andro iainana ireny,Ary hahatonga anao ho ela velona sy hiadana.+ Isaia 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hiadana+ izay manaraka ny tena fahamarinana,Ary hilamina foana sady tsy hanana ahiahy mihitsy+ izay manaraka ny tena fahamarinana. Isaia 48:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Aza manadino ny fampianarako,* anaka,Ary enga anie ny fonao hankatò ny didiko! 2 Fa hahatonga anao ho lava andro iainana ireny,Ary hahatonga anao ho ela velona sy hiadana.+
17 Hiadana+ izay manaraka ny tena fahamarinana,Ary hilamina foana sady tsy hanana ahiahy mihitsy+ izay manaraka ny tena fahamarinana.