Ezekiela 37:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ka ho fifanekena mandrakizay izany. Hapetrako ao amin’ny taniny izy ireo, ary hataoko lasa maro be.+ Dia hataoko eo aminy mandrakizay ny toerako masina. Mika 4:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
26 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ka ho fifanekena mandrakizay izany. Hapetrako ao amin’ny taniny izy ireo, ary hataoko lasa maro be.+ Dia hataoko eo aminy mandrakizay ny toerako masina.