-
Jeremia 30:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hisy fisaorana avy ao ary hisy feon’olona mihomehy.+
-
-
Zakaria 8:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary ho feno ankizilahy sy ankizivavy milalao ny tany malalaky ny tanàna.’”+
-