-
2 Samoela 22:26-31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ny olona tsy mivadika no tsy ivadihanao,+
Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mifandray amin’ny olona* tsy misy tsiny;+
27 Ny olona madio no isehoanao hoe madio,+
28 Mamonjy an’ireo manetry tena mantsy ianao,+
Fa ny masonao kosa manohitra ny mpirehareha ka aetrinao ireny.+
30 Manampy ahy ianao, dia vitako ny miady amin’ny mpandroba;
Noho ny herin’Andriamanitra, dia vitako ny mianika manda.+
31 Tonga lafatra ny lalan’ilay tena Andriamanitra;+
-
-
Joba 34:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa hovaliany araka izay ataony ny olona,+
Ary havelany hizaka ny vokatry ny fitondran-tenany.
-