Salamo 91:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lasa manda fiarovana ho an’ny madinika mantsy ianao,Fiarovana mafy ho an’ny mahantra mijaly,+Fialofana amin’ny oram-baratra,Ary alokaloka amin’ny hafanana.+ Rehefa mamely hoatran’ny oram-baratra mifafy amin’ny manda ny mpanjakazaka,
4 Lasa manda fiarovana ho an’ny madinika mantsy ianao,Fiarovana mafy ho an’ny mahantra mijaly,+Fialofana amin’ny oram-baratra,Ary alokaloka amin’ny hafanana.+ Rehefa mamely hoatran’ny oram-baratra mifafy amin’ny manda ny mpanjakazaka,