FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 91:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 121:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 I Jehovah no miambina anao.

      I Jehovah no manome alokaloka+ anao, eo ankavananao.+

       6 Tsy hamely anao ny masoandro rehefa antoandro,+

      Ary tsy haninona anao ny volana rehefa alina.+

       7 Hiambina anao mba tsy hiharan’ny loza mihitsy i Jehovah.+

      Hiaro ny ainao izy.+

  • Isaia 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+

      Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+

      Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+

      Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara