9 Hiverina izy ireo sady hitomany.+
Hitarika azy ireo aho raha mbola eo am-pitalahoana famindram-po izy ireo.
Hoentiko eny amin’ny rano mikoriana+ izy ireo,
Ary lalana mitovy tantana tsy hahatafintohina azy no hitondrako azy.
Fa Ray ho an’ny Israely aho, ary i Efraima no lahimatoako.”+