Isaia 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho lasa farihy anirian’ny bararata ny tany ngazana,Ary ho lasa loharano ny tany karakaina.+ Hisy ahitra maitso sy bararata ary zozoro ny toerana ipetrahan’ny alikadia,+Dia ny toerana fialany sasatra. Isaia 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+
7 Ho lasa farihy anirian’ny bararata ny tany ngazana,Ary ho lasa loharano ny tany karakaina.+ Hisy ahitra maitso sy bararata ary zozoro ny toerana ipetrahan’ny alikadia,+Dia ny toerana fialany sasatra.
10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+