FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia maty i Saoly satria nivadika tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah+ mantsy izy sady nanontany mpamoha angatra,+

  • Salamo 53:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hatahotra be anefa izy ireo,

      Dia tahotra izay mbola tsy tsapany hatramin’izay.*

      Fa haparitak’Andriamanitra ny taolan’izay manafika anareo.*

      Hataonareo afa-baraka izy ireo satria efa nolavin’i Jehovah.

  • Isaia 59:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsy fantany ny lalan’ny fiadanana,

      Ary tsy misy rariny eny amin’ny lalany.+

      Ataony miolakolaka ny lalana alehany,

      Ka tsy hahita fiadanana+ mihitsy izay mandeha eny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara