FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:51, 52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Nataon’i Josefa hoe Manase*+ ny anaran’ilay lahimatoa. Hoy mantsy izy: “Efa nataon’Andriamanitra izay hanadinoako ny fahoriako rehetra sy ny ankohonan-draiko manontolo.” 52 Ary nataony hoe Efraima*+ ny anaran’ilay faharoa. Hoy mantsy izy: “Efa nomen’Andriamanitra taranaka aho, eto amin’ity tany nahitako ny mangidy ity.”+

  • Levitikosy 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Hitahy* anareo aho, ka hataoko manan-taranaka sy ho maro be ianareo,+ ary hohajaiko ny fifanekena nataoko taminareo.+

  • Joba 42:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa notahin’i Jehovah ireo taona faramparany niainan’i Joba, mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Dia nanjary nanana ondry 14 000, sy rameva 6 000, sy omby 2 000* ary ampondravavy 1 000 izy.+ 13 Ary lasa nanana zanakalahy fito sy zanakavavy telo hafa koa izy.+

  • Salamo 128:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ho toy ny voaloboka mahavokatra ao an-tranonao ny vadinao;+

      Ho toy ny tsimok’oliva manodidina ny latabatrao ny zanakao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara