Fitomaniana 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao sesitany i Joda+ ary mijaly sady andevozina.+ Voatery mipetraka any amin’ireo firenena izy;+ tsy mahita fiadanana mihitsy izy. Tratran’ireo rehetra nanenjika azy izy tamin’izy tao anatin’ny fahoriana.
3 Natao sesitany i Joda+ ary mijaly sady andevozina.+ Voatery mipetraka any amin’ireo firenena izy;+ tsy mahita fiadanana mihitsy izy. Tratran’ireo rehetra nanenjika azy izy tamin’izy tao anatin’ny fahoriana.