-
1 Samoela 18:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Rehefa nilaza an’izany tamin’i Davida ny mpanompon’i Saoly, dia hoy i Davida: “Heverinareo fa zavatra moramora angaha izany hoe lasa vinantolahin’ny mpanjaka izany? Izaho ange lehilahy mahantra sady tsy dia asian’ny olona vidiny e!”+
-