Salamo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito. Salamo 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Marina ny fitsipik’i Jehovah, mahafaly ny fo;+Madio ny didin’i Jehovah, mampahiratra ny maso.+
6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito.