2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra mipetraka ao anaty tranolay!”+ 3 Dia hoy i Natana taminy: “Mandehana ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa manohana anao i Jehovah.”+