2 Samoela 15:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Zadoka: “Ento miverina ao an-tanàna+ ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Fa raha mahazo sitraka amin’i Jehovah aho, dia hoentiny miverina koa ka havelany hahita an’ilay Vata sy ny toerana misy azy.+ Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho mihitsy no efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.”
25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Zadoka: “Ento miverina ao an-tanàna+ ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Fa raha mahazo sitraka amin’i Jehovah aho, dia hoentiny miverina koa ka havelany hahita an’ilay Vata sy ny toerana misy azy.+