FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra mipetraka ao anaty tranolay!”+

  • Salamo 26:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Jehovah ô, tiako ny trano ipetrahanao,+

      Dia ilay toerana misy ny voninahitrao.+

  • Salamo 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,

      —Izay ihany no hotadiaviko—

      Dia ny hipetraka ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+

      Amin’izay aho dia handinika ny hatsaran’i Jehovah

      Ary hahafinaritra ahy ny hijery* ny tempoliny.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara