-
1 Tantara 23:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nisaina ny Levita 20 taona no ho miakatra, araka ny toromarika farany nomen’i Davida.
-
-
Lioka 2:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Mpitondratena izy, ary 84 taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka.
-