-
Nehemia 2:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy aho tamin’ny mpanjaka: “Ho ela velona anie ny mpanjaka! Rava ilay tanàna misy ny fasan-drazako, ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa nahoana moa aho no tsy ho maloka endrika?”+
-
-
Salamo 84:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Manimanina daholo ny hatrany anatiko lalina any,
Eny, tena tsy andriko mihitsy
Ny ho any an-tokotanin’ny tranolain’i Jehovah.+
Mihoby an’ilay Andriamanitra velona ny foko sy ny tenako manontolo.
-