-
Joba 31:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsy mahita ny lalako angaha Andriamanitra,+
Ary tsy manisa ny diako rehetra angaha izy?
-
-
Salamo 121:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hiambina anao i Jehovah amin’izay rehetra ataonao,*
Manomboka izao ka ho mandrakizay.
-