-
Salamo 22:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibo,+
Sy nanao izay tsy hananako ahiahy teo an-tratran-dreniko.
-
-
Salamo 71:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Niantehitra taminao aho hatramin’ny nahaterahako;
Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibon’i Neny.+
Midera anao foana aho.
-