-
Salamo 5:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Jehovah ô, manao ny rariny ianao. Tariho aho fa manodidina ahy ny fahavaloko;
Ataovy tsy misy sakantsakana ny lalanao mba handehanako.+
-
-
Salamo 143:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ataovy maheno momba ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao aho amin’ny maraina,
Fa matoky anao.
-