Salamo 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+ Salamo 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Henoy ny vavaka ataoko, Andriamanitra ô,+Ary aza odiana tsy hita ny fangatahako famindram-po.*+
2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+