2 Samoela 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+ 2 Samoela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+ Ohabolana 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny teny henjana atao indray mandeha amin’ny mahira-tsaina dia mandaitra kokoa+Noho ny kapoka injato amin’ny tsisy saina.+ Galatianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+
9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+
10 Ny teny henjana atao indray mandeha amin’ny mahira-tsaina dia mandaitra kokoa+Noho ny kapoka injato amin’ny tsisy saina.+