FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Navelan’Andriamanitra hikorontan-tsaina*+ i Saoly ny ampitson’iny, ka lasa nanao fihetsika hafahafa* izy tao an-trano. Teo am-pitendrena harpa+ toy ny fanaony i Davida tamin’izay. Ary nisy lefona teny an-tanan’i Saoly,+ 11 dia natorany ilay lefona+ sady niteny anakampo izy hoe: ‘Hataoko mifantsika amin’ny rindrina i Davida!’ Nahay niala indroa anefa i Davida.

  • 1 Samoela 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Notorahan’i Saoly tamin’ny lefona izy, ary saika hataony mifantsika amin’ny rindrina. Nahay niala anefa i Davida, ka ny rindrina no voany tamin’ny lefona. Dia nandositra i Davida tamin’iny alina iny ka tsy niharan-doza.

  • 1 Samoela 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary i Davida nijanona tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha, teny amin’ny faritra be tendrombohitra tany an-tany efitr’i Zifa.+ Nitady azy foana i Saoly, nefa tsy natolotr’i Jehovah teo an-tanany izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara