-
Hebreo 11:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Ary tsy mendrika azy ireo izao tontolo izao. Nirenireny tany an-tany efitra izy ireo, teny an-tendrombohitra, tany anaty lava-bato,+ ary tany anaty lavaka any ambanin’ny tany.
-