Salamo 57:teny mampiditra Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ilay hoe “Aza Mandringana.” Miktama* nataon’i Davida, rehefa nandositra an’i Saoly izy ka nankao anaty lava-bato.+ Salamo 142:teny mampiditra Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Maskila* nataon’i Davida tamin’izy tao anaty lava-bato.+ Vavaka.
Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ilay hoe “Aza Mandringana.” Miktama* nataon’i Davida, rehefa nandositra an’i Saoly izy ka nankao anaty lava-bato.+