FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Niala tao àry i Davida,+ ka nandositra nankany amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Rehefa naheno an’izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, dia nidina nankany aminy.

  • 1 Samoela 24:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia tonga teo amin’ny valan’ondry vita tamin’ny vato, izay teo amoron-dalana, i Saoly. Nisy lava-bato tao amin’ireo vala ireo, dia nankao izy fa te hivoaka.* Efa nipetrapetraka tany anatiny indrindra tao amin’ilay lava-bato+ anefa i Davida sy ny olony tamin’izay.

  • Salamo 142:teny mampiditra
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Maskila* nataon’i Davida tamin’izy tao anaty lava-bato.+ Vavaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara