-
Salamo 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia inona moa izay olombelona mety maty no tsaroanao?
Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+
-
-
Hebreo 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ao amin’ny andininy iray anefa nisy vavolombelona niteny hoe: “Dia inona moa izay olombelona no tsaroanao? Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+
-