FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry misy voa famboly rehetra eny ambonin’ny tany manontolo, sy ny hazo rehetra mamokatra voankazo misy voany. Ataovy sakafonareo ireny.+

  • Genesisy 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Azonareo atao sakafo ny biby velona mihetsiketsika rehetra.+ Omeko anareo daholo izy rehetra, toy ny nanomezako anareo ny zava-maitso.+

  • Salamo 144:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Jehovah ô! Inona moa izay olombelona no mahaliana anao,

      Ary inona moa izay zanak’olombelona mety maty no karakarainao?+

  • Matio 6:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Matio 6:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jaona 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Asan’ny Apostoly 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hebreo 2:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ao amin’ny andininy iray anefa nisy vavolombelona niteny hoe: “Dia inona moa izay olombelona no tsaroanao? Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+ 7 Nataonao ambany kely noho ny anjely izy, ary nosatrohanao haja amam-boninahitra, sady notendrenao hiandraikitra ny asan’ny tananao. 8 Nasainao nanaiky azy ny zava-drehetra ka nataonao eo ambany tongony.”+ Rehefa nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra,+ dia tsy nisy navelany tsy hanaiky azy na iray aza.+ Mbola tsy hitantsika anefa aloha izao hoe manaiky azy ny zava-drehetra,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara