-
1 Samoela 17:45, 46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Hoy i Davida taminy: “Ianao hiady amiko amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa hiady aminao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nilanao ady.+ 46 Androany no hataon’i Jehovah resiko ianao,+ ka hovonoiko ianao ary hotapahiko ny lohanao. Androany koa no homeko ho an’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’izay ao an-tobin’ny Filistinina. Dia ho fantatry ny olona eran-tany fa manana Andriamanitra ny Israely.+
-