FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 22:50, 51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Izany no mahatonga ahy hisaotra anao eo amin’ireo firenena,+ Jehovah ô,

      Sy hanao hira fiderana* ho an’ny anaranao:+

      51 Manao asa famonjena lehibe* ho an’ny mpanjaka voatendriny izy;+

      Tiany ny voahosotra notendreny sady tsy mivadika aminy izy,

      Dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.”+

  • 1 Tantara 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mihirà ho azy, manaova hira fiderana* ho azy!+

      Saintsaino* ny zavatra mahatalanjona rehetra nataony.+

  • Romanina 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Amin’izay koa hanome voninahitra an’Andriamanitra ny hafa firenena noho izy mamindra fo.+ Fa voasoratra hoe: “Izany no mahatonga ahy hanaiky anao eo imason’ny olona sy eo amin’ireo firenena, sady hanao hira fiderana ho an’ny anaranao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara