Salamo 104:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Miantehitra aminao ireo rehetra ireoMba hanome azy ny sakafony amin’ny fotoanany.+ 28 Angoniny izay omenao azy.+ Rehefa manokatra ny tananao ianao, dia voky zava-tsoa izy ireo.+ Salamo 107:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nataony afa-ketaheta ny mangetaheta,*Ary novokisany zava-tsoa ny noana.+ Salamo 132:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ity no toerana honenako mandrakizay;Eto aho no hipetraka,+ satria izany no faniriako. 15 Hofenoiko ny tahirin-tsakafony;Hataoko voky hanina+ ny mahantra ao.
27 Miantehitra aminao ireo rehetra ireoMba hanome azy ny sakafony amin’ny fotoanany.+ 28 Angoniny izay omenao azy.+ Rehefa manokatra ny tananao ianao, dia voky zava-tsoa izy ireo.+
14 “Ity no toerana honenako mandrakizay;Eto aho no hipetraka,+ satria izany no faniriako. 15 Hofenoiko ny tahirin-tsakafony;Hataoko voky hanina+ ny mahantra ao.