-
Salamo 107:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Navoakany avy tao anatin’ny haizim-pito izy ireo,
Ary notapahiny ny zavatra namatotra azy ireo.+
-
-
Salamo 142:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Avoahy avy ato amin’ity lakaly figadrana ity aho,
Mba hiderako ny anaranao.
Enga anie hanodidina ahy ny olo-marina,
Satria tsara fanahy amiko ianao!
-