-
Isaia 49:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Izao no tenin’i Jehovah:
“Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana aho no namaly anao,+
Ary tamin’ny andro famonjena aho no nanampy anao.+
Narovako foana ianao mba hataoko antoka ho an’ny vahoaka,+
Mba hamerenana an’ilay tany amin’ny laoniny,
Ka ho azon’izy ireo indray ny lovany.*+
9 Dia hotenenina ny voafonja hoe: ‘Mivoaha!’,+
Ary izay ao anaty haizina+ hoe: ‘Misehoa!’
Izay hitany eny an-dalana no hohaniny,
Ary eny amoron’ny lala-masaka* rehetra eny izy ireo no hiraoka ahitra.
-