FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 112:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina+ izy amin’ny olona manao izay mahitsy.

      ח [Heta]

      Mangoraka* sy mamindra fo+ ary manao ny marina izy.

  • Isaia 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nahita hazavana be+

      Ny olona nandeha tao amin’ny haizina,

      Ary namirapiratan’ny hazavana

      Ireo nipetraka tao amin’ny tanin’ny haizim-pito.

  • Lioka 1:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 “Hoderaina anie i Jehovah,* Andriamanitry ny Israely,+ noho izy nitsinjo sy nanafaka ny vahoakany!+

  • Lioka 1:79
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 79 mba hanome hazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ ary mba hitarika ny diantsika ho eo amin’ny lalan’ny fiadanana.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara