Salamo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao;Ataonao avo noho ny lanitra* ny voninahitrao!+ Isaia 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hiteny ianareo amin’izany andro izany hoe: “Misaora an’i Jehovah, ary miantsoa ny anarany.Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony,+ Ary torio hoe misandratra ny anarany.+
8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao;Ataonao avo noho ny lanitra* ny voninahitrao!+
4 Hiteny ianareo amin’izany andro izany hoe: “Misaora an’i Jehovah, ary miantsoa ny anarany.Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony,+ Ary torio hoe misandratra ny anarany.+