1 Tantara 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Misaora an’i Jehovah,+ ary miantsoa ny anarany.Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony!+ Salamo 105:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Misaora an’i Jehovah,+ ary miantsoa ny anarany.Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony!+ 2 Mihirà ho azy, manaova hira fiderana* ho azy,Saintsaino* ny zavatra mahatalanjona rehetra nataony.+
8 “Misaora an’i Jehovah,+ ary miantsoa ny anarany.Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony!+
105 Misaora an’i Jehovah,+ ary miantsoa ny anarany.Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony!+ 2 Mihirà ho azy, manaova hira fiderana* ho azy,Saintsaino* ny zavatra mahatalanjona rehetra nataony.+