5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa, zavamaneno fitendry,+ ampongatapaka,+ korintsana, ary kipantsona.+
5 I Asafa+ no mpitarika ny mpihira, ary nanarakaraka azy i Zakaria. I Jeiela, Semiramota, Jehiela, Matitia, Eliaba, Benaia, Obeda-edoma, ary Jeiela+ no nitendry zavamaneno sy harpa.+ I Asafa kosa no nampaneno kipantsona.+