FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 19:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa fantatro tsara fa velona ny mpanavotra+ ahy;

      Mbola ho avy izy ka hitsangana eo amin’ny tany.*

  • Isaia 43:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao no tenin’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ Ilay Masin’ny Israely:+

      “Handefa tafika ho any Babylona aho, noho ny aminareo, ary hampidiniko daholo ny bara hidin’ny vavahady.+

      Hasiako koa ny Kaldeanina mandeha sambo, ka hitaraina satria mafy ny manjo azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara