Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Isaia 63:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa ianao no Rainay.+Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay,Ary na tsy fantatr’i Israely aza,Dia ianao no Rainay, Jehovah ô! Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+
6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
16 Fa ianao no Rainay.+Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay,Ary na tsy fantatr’i Israely aza,Dia ianao no Rainay, Jehovah ô! Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+