Genesisy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+ Genesisy 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary naneho finoana an’i Jehovah izy,+ ka nekeny* hoe olo-marina.+
15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+