FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ambarako amin’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+

      Tsy manakombona ny vavako aho,+

      Jehovah ô, araka ny efa fantatrao tsara.

  • Hebreo 2:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa iray ihany no niavian’izy roa tonta,+ na ilay manamasina na ireo hamasinina.+ Noho izany, dia tsy menatra izy miantso azy ireo hoe rahalahy.+ 12 Fa hoy izy: “Hanambara ny anaranao amin’ny rahalahiko aho. Eo anivon’ny fiangonana aho no hidera anao an-kira.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara