-
Salamo 34:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Matahora an’i Jehovah, ianareo olony masina rehetra,
Fa tsy ory na inona na inona izay matahotra azy.+
-
-
Salamo 84:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
I Jehovah dia tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa
Ho an’ireo tsy mivadika.+
-