Deoteronomia 33:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Sambatra ianao, ry Israely ô!+ Iza moa no tahaka anao,+Izay vahoaka mahazo famonjena avy amin’i Jehovah,+Dia Ilay ampinga miaro anao,+Sy Ilay sabatrao be voninahitra? Hatahotra anao ny fahavalonao ka hihemotra,+Fa ianao kosa hanitsaka ny lamosiny.”* 2 Samoela 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako+ sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka+Sy toerana fandosirako,+ ary mpamonjy+ ahy. Ianao no mamonjy ahy tsy hiharan’ny herisetra. Salamo 144:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tia ahy sy tsy mivadika amiko izy ary manda fiarovana ho ahy,Fialofana azoko antoka* sy mpanafaka ahy,Ilay ampingako sy Ilay azoko ialofana,+Dia Ilay mahatonga an’ireo firenena hanaiky ahy!+
29 Sambatra ianao, ry Israely ô!+ Iza moa no tahaka anao,+Izay vahoaka mahazo famonjena avy amin’i Jehovah,+Dia Ilay ampinga miaro anao,+Sy Ilay sabatrao be voninahitra? Hatahotra anao ny fahavalonao ka hihemotra,+Fa ianao kosa hanitsaka ny lamosiny.”*
3 Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako+ sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka+Sy toerana fandosirako,+ ary mpamonjy+ ahy. Ianao no mamonjy ahy tsy hiharan’ny herisetra.
2 Tia ahy sy tsy mivadika amiko izy ary manda fiarovana ho ahy,Fialofana azoko antoka* sy mpanafaka ahy,Ilay ampingako sy Ilay azoko ialofana,+Dia Ilay mahatonga an’ireo firenena hanaiky ahy!+