-
Deoteronomia 4:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa iza no firenena lehibe manana andriamanitra akaiky azy, hoatran’i Jehovah Andriamanitsika izay akaiky antsika ka mamaly antsika isaky ny miantso azy isika?+
-
-
2 Samoela 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary iza amin’ny firenena eto an-tany moa no hoatran’ny Israely vahoakanao?+ Navotan’Andriamanitra izy ireo mba ho lasa vahoakany,+ ka nataony nalaza ny anarany+ rehefa nanao zavatra miavaka sy mahagaga ho azy ireo+ izy. Noroahinao ireo firenena sy ny andriamanitr’izy ireny, noho ny amin’ny vahoakanao izay navotanao ho anao avy tany Ejipta.
-